Toliara : Dinik'asa rejionaly

  • samedi, 30 juillet 2022 18:06
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanomboka androany sabotsy 30 Jolay 2022 ny Dinik'asa rejionaly Atsimo Andrefana, izay natao tao amin'ny Restorant CROIX du SUD Toliara, nanasana olona 02 isa-tsokajy politika sy fikambanana rehetra eto Toliara.

Nozaraina 04 ireo mpizaika nandinika ny Toe-karena, politika, sosialy ary koltoraly.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.