Dinik'asa iombonana : Ambohipohaonana etsy Tsiazotafo

  • samedi, 30 juillet 2022 17:37
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tanterahina ao amin’ny IT-Station Tsiazotafo Antananarivo nanomboka androany sabotsy 30 jolay 2022 maraina ny Dinik'asa iombonana, fakan-kevitra mialohan'ny tena fikaonandoham-pirenena.

Antoko politika, fikambanana, sendika samihafa no mandray anjara amin'izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.