Fikambanana Aigny Araiky : Nanampy ireo mila fitsaboana maika Toamasina

  • jeudi, 13 janvier 2022 17:33
  • Tigre
  • Sary nindramina

Tonga nanatitra ny fanampiana avy amin'ny Fikambanana Aigny Araiky, izay miara-miasa amin'i IMBIKI Herilaza, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, ireo solotenan'ny tanora mpikambana ao Toamasina, ho an'ireo mila fitsaboana maika sy fandidiana ao amin'ny hopitaly manarapenitra Toamasina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.