IMBIKI Herilaza : Nifanakalo hevitra tamin'ireo tanora

  • vendredi, 10 décembre 2021 06:03
  • Tigre
  • Sary nindramina

Napetraky ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana IMBIKI Herilaza ho fanamby ny fifanakalozan-kevitra, ka nihaona tamin'ireo tanora maromaro miara-miasa amin'i Zaylahy Rodriguez izy, ka nilazany fa "Hoavin'ny Firenena ny tanora ka mila kolokoloina sy tsinjovina".

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.