Parc Tsimbazaza : Nofoanana ny fanomezam-pitantanana ho an'i Groupe Axian

  • mardi, 23 novembre 2021 07:57
  • Tigre

Taorian'ny fihaonan'ny solotenan'ny mpiasan'ny PBZT (Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza) tamin'ny Sekretera jeneralin'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa ny 18 novambra 2021, dia tapaka fa foanana ny hanomezana ny fitantanana ny Parc Tsimbazaza ho an'ny Groupe Axian.

(Sary : Vina ny hanomezana ny fitantanana ny PBZT ho an'ny Groupe Axian)

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.