Frantsa : Hisy fifidianana ireo « Conseiller(e)s des Français de Madagascar »

  • jeudi, 04 novembre 2021 09:55
  • Tigre

Raikitra amin’ny alahady 07 novambra 2021 izao ny fifidianana ireo Conseiller(e)s de Madagascar eny anivon'ny Consulat de France manerana ny Nosy.

Misy lisitra 4 no nilatsaka ho fidina, ka anisan’izany ny Association Français du Monde Madagascar. Olona efatra amin’ireo Association ireo no ho voaray ho « Conseillers des Français de Madagascar » arakaraka ny isan’ny vato azon’ny Association tsirairay.

Inona no asan’ny Conseillers des Français ?

- Mpanelanelana ireo mizaka ny zom-pirenena Frantsay amin’ireo mpitondra (administration, Ambassade, Consulat…) ireo Conseillers des Français voafidy ireo, no sady manampy amin’ny fikarakarana ny taratasy.
- Mitondra ny hetaheta sy ireo olan’ireo mitondra ny zom-pirenena Frantsay rehetra monina eto Madagasikara.

Français de Madagascar, faites vous représenter en votant le 07 novembre 2021. Votez pour la liste Français du Monde qui a déjà travaillé pour vous depuis des dizaines d’années et qui va continuer ses activités en cherchant toujours vos intérêts.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.