Rinah Rakotomanga : Voatendry ho Mpanolontsaina eo anivon'ny Masoivohon'i Madagasikara ao Paris - Frantsa

  • lundi, 21 juin 2021 15:55
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny 08 Jona 2021 i Rinah Rakotomanga no nahazo ny taratasy nanendry azy ho Mpanolontsaina eo anivon'ny Masoivohon'i Madagasikara ao Paris – Frantsa, araka ny fampahafantarana nataony tao amin’ny pejiny facebook.

Androany 21 Jona 2021 ny tenany no nandray io asany vaovao io.

« Fifaneraserana, fifampiresahana, fikarakarana sy fikolokoloana ny fifandraisana, asa manasoa ny firenena hoan'ny tanindrazana ! », hoy i Rinah Rakotomanga namarana ny fampahafantarana nataony.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.