Filtrer les éléments par date : lundi, 05 septembre 2022

- Mahajanga : 1409
- Fénérive-Est : 735
- Miarinarivo : 844
- Tsiroanomandidy: 807
- Morondava : 1080
- Ihosy : 523
- Faradofay : 692
- Mananjary : 446
- Antsiranana : 1417
- Ambanja : 561
- Port-Bergé : 332
- Ambatondrazaka : 996
- Moramanga : 497
- Antananarivo : 6990
- Maintirano: 200
- Toliara: 945
- Fianarantsoa : 1550
- Ambositra : 1681
- Morombe: 252
- Toamasina : 1593
- Farafangana : 596
- Antsirabe : 4144
- Mpilatsaka an-tsitrapo : 59
- Exposant : 160

Totaly : 28 509

Publié dans Art et Culture

Tonga tao amin’ny Oniversite Andrainjato Fianarantsoa ireo iraka avy ao amin’ny Ministera foibe, nalefan'ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-tsiansa Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice, nitondra ny fankaherezana avy aminy, ho an’ireo mpianatra tra-boina, noho ny haitrano ny Sabotsy 03 Septambra 2022 lasa teo.

Nisy ny fihaonana tamin’ireo mpianatra ireo, sy ny tompon'andraikitra ao amin’ny Oniversiten’I Fianarantsoa, ka nandritra izany no nanoloran’ireto iraka ireto ny kidoro sy ny vola avy amin-dRamatoa Minisitra, ho an’ireo mpianatra tra-boina ireo, hanampy ireo vary, siramamy, menaka, fatana sy kojakojan-dakozia efa natolotra tany an-toerana.

Publié dans Vaovao