Filtrer les éléments par date : dimanche, 04 septembre 2022

Araka ny fandaminan'ny mpitandro ny filaminana sy ny mpiandraikitry ny JMJ, fihaonam-ben'ireo tanora Katolika, dia ireo mody akaiky ihany no afaka manainga aorian'ny amin'ny 3ora tolak'andro, fa ny sisan'izay dia miandry rahampitso maraina vao manainga, ho an'ireo fiara hitatitra ireo Mpivahiny hody any aminy.

Maherin'ny 9000 ireo fiara mpitatitra nangataka fahazoan-dalana manokana, ankoatr'ireo fiara manokana, sy ireo nandeha taxi-brousse.

Publié dans Tselatra

Tontosa ny alin’ny 3 septambra 2022 ny lanonana ara-miaramila Fandresena 2022, namoahana ireo manamboninahitra miisa 131, tao amin'ny Sekoly Miaramila Antsirabe (ACMIL).

Publié dans A la Une

4 septembre : Journée mondiale de la santé sexuelle.

Publié dans Fil info