Filtrer les éléments par date : mercredi, 14 septembre 2022

Niala tao amin'ny lapan'ny Buckingham ny nofo mangatsiakan'i Elisabeth II, niazo ny Parlemanta Westminster notaritin'i Mpanjaka Charles III sy ny zanany roalahy ny printsy William sy Harry.

Rehefa niala tany amin'ny lapa fanaovany vakansy tany Balmoral tany Ekosy ny nofo mangatsiakany, dia nandalo tao Edimbourg ary nentina fiaramanidina hatreo Londres ny talata alina 13 septambra 2022.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra