Filtrer les éléments par date : mardi, 09 août 2022

Le 10ème Dialogue politique entre Madagasikara et l’Union européenne s’est déroulé hier au Palais d’État d’Iavoloha.

La situation politique, la revue de la Coopération, la présentation du NDICI-Global Europe et la Coopération économique ont été au cœur des discussions.

Publié dans Politique

Hiditra amin’ny dingana ampahaefa-dalana ny fifaninanana fiadiana ny tompondakan'i Afrika, eo amin'ny taranja baskety, latsaky ny 18 taona, sokajy lahy sy vavy.

Hotanterahina rahampitso Alarobia sy Alakamisy ny lalao, ka hifandona amin’ny ANKOAY ny ekipam-pirenenan'i Guinée amin’ny sokajy zazalahy, raha toa ka i Tanzania no hiandry ny ANKOAY zazavavy.

Publié dans Sport

Tanterahina aty Mahajanga ny Zaikaben’ny Fikambanan’ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy na FKTLM andiany faha-21.

Tonga nanatrika sy nanome voninahitra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy, izay teo amin’ny torapasika Village Touristique, androany Talata 9 aogositra 2022, ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina mivady.

Publié dans Art et Culture

Nahazo iraka vaovao i Monseigneur Paolo Rocco Gualtieri. Voatendry ho Nonsy Apostolika any Pérou (Amerika Latinina) ny tenany.

Izy moa dia Nonsy Apostolika teto Madagasikara, Nosy Kaomora, Seychelles ary Maorisy nanomboka tamin'ny taona 2015. Arsevekan'i Sagone ihany koa izy.