Filtrer les éléments par date : mercredi, 10 août 2022

Nitondra nandritra ny 20 taona ianareo nogiazanareo ho anareo irery ny fahefana, ny harena rehetra, hatramin'ny fisian'ny antoko hafa aza tsy nekenareo, efa nahongan'ny olona, narahanareo rà mandriaka, izao vao hoe ny vahaolana dia ny fanomezana fahefana ny Faritra.

Efa hiongana ianareo, dia ianareo no tena nanimba ny Féderalisme, izay nafangaronareo tamin'ny tribalisme, ka nataonareo fahirano Antananarivo, natsanganareo avokoa ny barazy, napoakanareo ny tetezana, ilay iraika lahy koa moa mba nanapoaka ihany koa.

Ny province autonome sy ny gouvernorat nosombainareo, satria dia ilay endrika nanala hoditra faladian-tongotr'olona nandeha tany amin'ny Faritra no tavela ao anatin'ny sain'olona.

Publié dans Editorial
mercredi, 10 août 2022 19:46

10 août : Journée mondiale du lion

10 août : Journée mondiale du lion.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 10 août 2022 07:52

Politika : Ajanony ny politikan'ataka

Ity sary ity izany mampatsiahy ilay kilalao fahiny hoe :

- Avy mangataka izahay a, izahay, izahay
- Iza re no alainareo, alainareo, alainareo

Tena tsy azoko ilay hoe ny Filoham-pirenena, ny praiminisitra, ny Governemanta manontolo, no hanao tatitra sy ho bedesina ary omena moraly avy amin'ny solotena vahiny.

Ny Lalampanorenana mazava tsara fa ny filan-kevitry ny Minisitra no manapa-kevitra, ary ny Parlemanta no hanaovana tatitra.

Publié dans Editorial
mercredi, 10 août 2022 07:52

Politika : Ajanony ny politikan'ataka

Ity sary ity izany mampatsiahy ilay kilalao fahiny hoe :

- Avy mangataka izahay a, izahay
- Iza ré no alainareo, alainareo

Tena tsy azoko ilay hoe ny Filoham-pirenena, ny praiminisitra, ny Governemanta manontolo, no hanao tatitra sy ho bedesina ary omena moraly avy amin'ny solotena vahiny.

Ny Lalampanorenana mazava tsara fa ny filan-kevitry ny Minisitra no manapa-kevitra, ary ny Parlemanta no anaovana tatitra.

Publié dans Editorial
mercredi, 10 août 2022 07:51

Vidin'ny herinaratra ho an'ny Orinasa.

Vidin'ny herinaratra ho an'ny Orinasa.

 

Publié dans Economie