Filtrer les éléments par date : mercredi, 06 juillet 2022
mercredi, 06 juillet 2022 21:44

Raikitra indray ny Fondation IEM

"Hanangana Université manara-penitra ka ireo mahazo mention amin'ny Bac tsy mandoa vola miditra ao.

Université sangany aty Afrika, enjehantsika ny fahatarana 20 taona lasa.
Efa niresaka tamin'ny Sinoa, Frantsay, fa hisy mpampianatra avy any ampianatra ao", hoy ny Filoha Andry Rajoelina.

Izy moa tsy nandia teny amin'ny Université teto Madagasikara, ka tsy hainy, fa ny antsika no efa sangany taty Afrika, fa io novolosana io ny sangany, na famatsiam-bola aza tsy omena azy, mpampianatra tsy voaloa karama, mpiasa tsy mahazo vola efa 17 volana ny sasany, ny bourse tsy misy tokotaniny, digitalisation aza tsy voafehy, ny ministera esorina aminy ny fahefana, potipotehina amin'ny ministera hafa, ka izy no tratra farany omen-tsiny.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Publié dans Pilo kely

Manoloana ny ady hifanaovan'i Rosianina sy ny Okrenianina, dia napetrakan'ireo firenena tandrefana, ny Amerikanina sy Eoropeanina ny sazy sy antsonjay amin'ny entana vokarin'i Rosianina.

Nogejain'izy ireo koa ny vola vahiny Rosianina any aminn'y banky tandrefana.

Tsy nipetra-potsiny anefa ny Rosianina, fa tsy nanaiky amatsy solika sy gaz ho an'ireo firenena tandrefana ireo, indrindra ny Eoropeanina izay miankina 60% amin'ny gaz rosianina, fa tsy maintsy aloa amin'ny vola rosianina Rouble ny entana vao mamatsy izy.

Publié dans Politique
mercredi, 06 juillet 2022 11:35

6 juillet : Journée Internationale du baiser

6 juillet : Journée Internationale du baiser.

 

Publié dans Fil info