Filtrer les éléments par date : samedi, 02 juillet 2022

Notokanana ny Talata 28 Jona 2022 ny Oil Mada 501, izay ozinina mpanodina voanjo, ho lasa menaka ao Mangarano Toamasina I.

Akora 5 taonina isan’andro avy any Alaotra Mangoro, Boeny, Sofia ary Melaky no ilain’ny Oil Mada 501 amin’izany.

Menaka 2,5 taonina isan’andro no vokarina any Toamasina
Anatin’izao fotoanan’ny andrana teknika izao, ka mampiasa olona 16 aloha ny orinasa.

Nanampy araka ny andraikitra tandrify azy, ka nitondra amin’izao fitsanganan’ity indostria ity izao ny ministeran’ny fampiroboroboana ny indostria sy varotra ary fanjifana.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Economie