Filtrer les éléments par date : samedi, 04 juin 2022

Nodimandry alina ny zoma 03 jona 2022 ny Recteur au Petit séminaire de Saint Jean XXIII Fénérive-Est, raha nitsabo tena tao amin'ny hopitaly HJRA Antananarivo ny faraparan'ny volana mey 2022.

Eny amin'ny hopitaly ny razana ankehitriny, ary efa mikarakara ny fampodiana azy ny fianakaviam-be katolika avy amin'ny Diosezy niasany.

 

Publié dans Tselatra

Natsahatra amin'ny asa mpanolo-tsaina eo anivon'ny Masoivohon'i Madagasikara any Frantsa i Ramatoa Rinah Rakotomanga, nanomboka ny faran'ny volana mey 2022.

Talen'ny Serasera teo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika izy no nesorina, ka nafindra toerana tany Frantsa.

 

Publié dans Tselatra