Filtrer les éléments par date : samedi, 25 juin 2022
samedi, 25 juin 2022 18:04
Fambolena : Manan-danja lehibe ny fampiasana zezika bio vita Malagasy
Madagasikara dia manana tany midadasika tokoa. Amin'ny velarana 587 000km², ny 5% ihany no misy fambolena, ny 15% no toeram-ponenana.
Ny 80% n'ny tanitsika izany dia tsy miasa. Nefa voalaza fa 80% n'ny Malagasy dia tantsaha, na mpamboly sy mpiompy na mpanjono.
Eo ankatoky ny fankalazana ny filazana hoe Fahaleovan-tena, dia mipetraka ny fanontaniana hoe mahaleo tena amin'inona isika Malagasy.
- Mahaleo tena ara-tsakafo ve ?
- Mahaleo tena amin'ny PPN ve ?
- Mahaleo tena ara-bola ve ?
- Mahaleo tena amin'ny angovo sy herinaratra ary ny rano ve ?
- Mahaleo tena ara-politika sy sosialy ve ?
- Mahaleo tena ara-tafika ve ?
Publié dans
Editorial