Filtrer les éléments par date : jeudi, 23 juin 2022
jeudi, 23 juin 2022 16:43
Fanimbana CEG Manarapenitra Ambodiampana : Tondromolotra no nanagadrana mpiampiantra 10 taona an-tranomaizina ?
Nivoatra ny raharaha fampidirana am-ponja mpampianatra roalahy, voarohirohy ho nanimba sy namotika fitaovana vitsivitsy tao amin’ny CEG Manarapenitra Ambodiampana, Distrika Bealanana, nitranga ny 16 aprily 2022.
Nidina an-dalambe nilanja sora-baventy ny Fokonolona nanao hetsika fanairana ny tompon’andraikitra sy ny manam-pahefana ny alarobia 22 Jona 2022.
Hita nivandravandra tamin’ny sora-baventy ny hoe : « Fokonolona manarina ny simba rehetra ; Avoahy ireo mpampianatra voaendrikendrika amin’ny zavatra tsy mitombona ; Sokafy ny fanadihadiana lalina aty ifotony ; Any am-ponja ny mpampianatra ; Potika ny fampianarana ».
Publié dans
Vaovao
jeudi, 23 juin 2022 12:06
23 juin : Journée mondiale pour la fonction publique
23 juin : Journée mondiale pour la fonction publique.
Publié dans
Fil info
jeudi, 23 juin 2022 12:02
23 juin : Journée mondiale des veuves
23 juin : Journée mondiale des veuves.
Publié dans
Fil info