Filtrer les éléments par date : jeudi, 16 juin 2022
jeudi, 16 juin 2022 20:00

Zahay tsarà very jery

Hitanay anie anao nandeha t'Antalaha farany teo igny e, olo jiaby niambigny anao inaugurer dianao, fa anao mbo nihina chez Fraise, vita jalinareo, efa 16h vo niboaka anao.

Zahay tsarà gila sa very jery kay tsy hainay dikan'zegny. Atao mahagaga niany koa Mamy Ravatomanga ndraiky Fraise ty hisôma areriky la vanille ty?

Bonne nuit andré.
Patrick

 

Publié dans Pilo kely

Hafatra avy amin'ireo ampam-boly, collecteur ary exportateur lavanille :

Nataonareo à votre façon fo zegny famorôgnanareo CNV ty, nasianareo membres fondateurs, kay samy anareo fo mivory sy manapaka raha jiaby ao.

- Mr Benoit LEROY collège des exportateurs, efa hay fa izy directeur de Henri Fraise
- Mr Serge RAJAOBELINA collège des Collecteurs/Préparateurs, izy Société Sahanala, tsy ino fa olo araiky fo zegny, écran jiaby zegny
- Mr Ligo Sely BEMANANA collège des Planteurs, tsy iza izy fa maire Ampanefena, collecteur n'i Serge fo.
Ny mampiantso fivoriana, solotenam-panjakana Isidore RAZANAKOTO DG Ministere Commerce et de la Consommation.

Atao par visioconférence lay raha.
Demain réunion, niany vo mandeha convocation par mail.

Aza gaga koa misy ny walawala hoy ireo tegna mpiasa lavanille.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Economie

Niantsoana mpanankanto sesehena sy anaovana fety makotroka ny fanombohana asa sy fitokanana zava-bita any atsimo.

Tsy misy filazana mihitsy moa ny fandaniana amin'ireny zavatra ireny, ka dia anao tombana arak'izay hita-maso isika :

Frais delegasionina présidence
- Présidence : Avion - 4x4 - Protocole - Garde corps - Sécurisation - Hébergement : 100 000 000ar
- Equipe présidence 10 (minimum) :

Publié dans Editorial

Voasonia ny Alarobia 15 Jona 2022 teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fifanaraham-piarahamiasa teo amin'ny Fanjakana Malagasy, izay nisoloan-dRamatoa Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, RABARINIRINARISON Rindra Hasimbelo tena, sy ny solon-tena maharitry ny Banky Iraisam-pirenena, Ramatoa Marie-Chantal Uwanyiligira, izay miompana amin'ny sehatry ny rano.

Mitentina 220 tapitrisa dolara amerikana ity famatsiam-bola ity, ary ezahina ny hisitrahan'ny Malagasy maherin'ny 625 000 rano fisotro madio.

Nanatrika izany ny Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA, ny Minisitry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana, RAVOKATRA Fidiniavo ary ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, RANDRIAMANDRATO Richard.

Hisy fiantraikany mivantana amin'ny vahoaka ity tetikasa ity hoy ny Filoham-pirenena ary azo refesina tsara.

Publié dans Politique

16 juin : Journée Mondiale de l'enfant Africain.

 

Publié dans Fil info