Filtrer les éléments par date : mardi, 14 juin 2022

Tanora Malagasy miisa 11, eo anelanelan’ny 25 sy 35 taona, no mandray anjara amin’ny fiofanana Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders ho an’ny taona 2022.

Publié dans A la Une

Voahosotra ho Tompondakan'i Madagasikara amin’ny baolina kitra ny CFFA Andoharanofotsy, raha nandavo ny Ajesaia Antanikatsaka tamin’ny isa 3 noho 0, nandritra ny famaranana ny OPL (Orange Pro League) 2022, natao teo amin’ny Kianja Barea ny alahady 12 Jona 2022.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sport

Nifarana ny tolakandro zoma 10 jona 2022 teo ny Fikaonan-dohampirenena mikasika ny fananan-tany, izay natao teny amin’ny CCI Ivato, rehefa naharitra telo andro ny 08, 09 ary ny 10 Jona 2022.

Maherin’ny 700 ny mpandray anjara, ary lohahevitra 5 no noresahina tamin’zany, dia :
- Ny « Fahazoana sy fisitrahana tany ho an’ny Malagasy »,
- Ny « Tany sy ny Fampandrosoana »,
- Ny « Famahana ny ady tany »,
- Ny « Fitantanana ny tany amin’ireo mpisehatra rehetra »,
- Ary ny « Fangaraharahana ny antontan-kevitra mahakasika ny fananan-tany ».

Publié dans Editorial
Page 2 sur 2