Filtrer les éléments par date : lundi, 13 juin 2022

Hisy ny famerenana ny fandaharana Ady hevitra teo amin'i Loholon'i Madagasikara NDREMANJARY Jean André sy Patrick Raharimanana, izay arindran'ny mpanao gazety Mamy Razanakoto, anio alatsinainy 13 jona 2022 amin'ny 11ora atoandro ao amin'ny TVM.

Rohy azo hijerena ny fandaharana :

https://www.facebook.com/televizionamalagasy/videos/390029853143986/

 

Publié dans Tselatra