Fandaharana RTA Ca me dit
Mankasitraka ny Télé sy Radio Rta nanasa tamin'ny fandaharana "Ca me dit"
Misaotra ny minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Andry Ramaroson.
Misaotra ny filohan'ny Vondron'Olona Miaro ny Zon'ny Mpanjifa eto Madagasikara (V.O.M.Z.M.M) Rasolofosaonina Ratsimbazafy Eugène.
Misaotra ny mpanao gazety sady tale famoahana Radio Télévision Analamanga RTA, Heritiana Ny Anjarason, ary ireo teknisianina maro, nanatontoso ny fandaharana androany sabotsy 11 jona 2022.
Misaotra antsika rehetra nanaraka ny fandaharana.
Tafandria mandry.
Patrick
Hitanao amin'ity roy ity ny fandaharana ho an'izay tsy mbola nahita, na ireo te hamerina hijery.
https://www.facebook.com/officiel.rta/videos/551906239725280/
(Jereo Sary Tohiny)
FAMOKARANA SY FAMATSIANA HERINARATRA !
Fitantanana sa vola no tena olan'ny JIRAMA ?
Arahinao ao anatin’ny fandaharana « ça me dit » ny sabotsy 11 Jona amin'ny 8 ora alina ao amin’ny fahitalavitra Rta sy ny Radio Rta 94.4 Fm ary ny pejy Fb-n'ny Rta Officiel.