Filtrer les éléments par date : vendredi, 10 juin 2022

Mankasitraka ny TVM nanasa tamin'ny fandaharana Ady Hevitra.
Misaotra ny RNM nampita miaraka izany ihany koa.

Misaotra ny Loholon'i Madagasikara NDREMANJARY Jean André niaraka niady hevitra.
Misaotra ny namana mpanao gazety, Mamy Razanakoto, ary ireo teknisianina maro nandrindra sy nanentana ary nanatontosa ny Ady hevitra.

Patrick

Rohy azo hijerena ny fandaharana :

https://www.facebook.com/televizionamalagasy/videos/390029853143986/

 

Publié dans Editorial