Filtrer les éléments par date : mercredi, 01 juin 2022

1 juin : Journée mondiale de la course à pieds.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 01 juin 2022 16:03

1 juin : Journée mondiale des parents

1 juin : Journée mondiale des parents.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 01 juin 2022 16:00

1 juin : Journée mondiale du lait

1 juin : Journée mondiale du lait.

 

Publié dans Fil info

Volana jiona : Natokana manontolo ho fanandratana manokana ny teny malagasy.

 

Publié dans Tselatra

Hotanterahina anio Alarobia 1 jiona 2022, ao amin’ny kianja Cape Coast Sports Stadium, ny lalao hifandonan’i Ghana sy Madagasikara.

Lalao voalonany hatrehin’ny Barea an’i Madagasikara ao amin’ny vondrona E, iarahany amin’i Ghana, Angola ity anio ity, hiadiana tapakila hiatrehana ny dingana famaranana ny CAN 2023 hatao any Côte d'Ivoire ary Centrafique.

Hanomboka amin’ny 10 ora alina, ora eto Madagasikara ny lalao, izay azo harahina mivantana amin’ny TVM | CANAL +

Nosembanin’ny oram-baratra sy fahatapahan-jiro ny fanazarantena nataon’ny Barea omaly hariva.

 

Publié dans Sport