SAVA : Noferana ho 75 000Ar ny vidy ambany indrindra lavanila maitso
Noferana ho 75 000Ar ny vidy ambany indrindra ivarotan’ny mpamboly ny iray kilao amin’ny lavanila maitso.
Tsy maintsy jerena ny tombontsoan’ny tantsaha, tanterahina izany amin’ny alalan’ny fametrahana ny tsenan’ny lavanila maitso. Voavaly ny hetahetan’ireo mpamboly lavanila nihaona tamin’ny minisitra Edgard Razafindravahy.
Mpikambana dimy ao amin’ny Governemanta no nifanatrika tamin’ireo matihanina amin’ny sehatra lavanila any amin’ny Faritra SAVA androany Zoma 6 Mey 2022 tany Sambava, dia ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy Fanjifana, ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ny Minisitry ny Fitsarana, Ny Minisitry ny Fambolena sy Fiompiana ary ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena (SEG).
Natao loa-bary an-dasy ny momba ny fisokafan’ny tsenan-davanila maitso ao amin’ny faritra SAVA, ny vidin’ny lavanila maitso, ary ny fiarovana ny raharahan-davanila hizotra am-pahamarinana.
6 mai : Journée internationale sans régime
6 mai : Journée internationale sans régime.
6 mai : Journée mondiale du mot de passe
6 mai : Journée mondiale du mot de passe.
6 mai : Journée Mondiale du coloriage
6 mai : Journée Mondiale du coloriage.