Filtrer les éléments par date : mercredi, 04 mai 2022

Misy ny fenitra iraisam-pirenena amin'ny fiasan'ny Seranan-tsambo, "Izay tonga aloha, no karakaraina voalohany", premier arrivé, premier servi.

Tsy izany anefa no zava-misy ao amin'ny serann-tsambon'ny Toamasina, ka misy sambo efa mihoatran'ny 1 volana no miantsona eny ampovoan-dranomasina miandry ny fotoana iantsoana azy ampidinana ny entana entiny.

Miteraka fatiantoka ho an'ny tompon'ny sambo izany, satria fotoana tokony efa hitondrany entan'olon-kafa nefa dia sady lany fotoana miandry, ny hofan'ny sambo mandeha ihany, ny mpiasa andaniana karama sy sakafo.

Publié dans Economie

4 mai : Journée internationale des pompiers.

 

Publié dans Fil info