Filtrer les éléments par date : lundi, 30 mai 2022
lundi, 30 mai 2022 14:12
Ady any Ukraine : Tsenam-barotra misokatra ho an'i Madagasikara
Ny fahorian'ny hafa, fifalian'ny hafa.
Tsy miankina amintsika, ary tsy avy amintsika ny fisian'ny ady any Ukraine.
Tsy misy fihetsem-po ny fifandraisana iraisam-pirenena, samy miaro ny tombotsoany.
Misy ady any Ukraine ankehitriny, izay hifandonany amin'i Rosia.
Tsy idirantsika iza no manana ny marina sy ny rariny, fa ny tombotsoantsika ao anatin'izany no imasoantsika.
Publié dans
Editorial