Filtrer les éléments par date : vendredi, 27 mai 2022

Raha tokony ho nanainga omaly ny andiany voalohany dia nisy fihemorana ny fiaingan’ny ekipam-pirenena Malagasy ny baolina kitra, na Barea, hiatrika ny lalaom-bondrona voalohany amin'ny fiadin-toerana hiatrika ny CAN 2023, ka dia rahampitso avokoa ireo delegasiona sy mpilalao rehetra no handeha hiazo an'i Accra – Ghana.

Nanatontosa fanazarantena teny amin’ny kianja annexe Barea Mahamasina ny ampahany amin’ireo Barea androany maraina.

 

Publié dans Sport

Sandrakatsy - Mananara Nord : Commune coeur de la vanille et du girofle 

(Voir Suite Photo)

 

Publié dans Fil info