Filtrer les éléments par date : mercredi, 25 mai 2022

Mankalaza ny faha 99 taona niorenany ny Sekoly Miaramilam-Pirenena (SEMIPI) aty Fianarantsoa. Raha tsiahivina dia niorina ny taona 1923, nandritra ny vanim-potoanan'ny fanjanahantany ny Sekoly, ary tao Betongolo no nisy azy voalohany.

Nisy ny fifindran-toerana maro, ka napetraka taty Fianarantsoa ity sekoly ity tamin’ny taona 1964.

Manomana ny zatovo lahy Malagasy hiditra eny amin'ny Sekoly ambony fanofanana ho manam-boninahitra no anisan’ny tanjon’ny SEMIPI.

 

Publié dans Vaovao

25 mai : Journée mondiale de la serviette.

 

Publié dans Fil info

25 mai : Journée Mondiale des enfants disparus.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 25 mai 2022 14:18

25 mai : Journée Mondiale de l'Afrique

25 mai : Journée Mondiale de l'Afrique.

 

Publié dans Fil info

La glande thyroïde est une petite glande en forme de papillon. Elle se situe à la base du cou et produit deux hormones : la triiodothyronine (T3) et la thyroxine (T4). Deux zones du cerveau, à savoir l'hypothalamus et l'hypophyse, contrôlent la quantité d'hormones thyroïdiennes à produire et à sécréter dans le sang.

 

Publié dans Fil info

Efa nanomboka omaly talata 24 mey 2022 no niakatra eny amin'ny fitsarana miady amin'ny kolikoly, ny raharaha Mbola Rajaonah.

Publié dans A la Une

Mpiatsara velatsihy no betsaka mpitondra eto, indrindra ireo mandà ny fisian'ny toaka gasy.

Rehefa angata-tsodrano amin'ireo Razana sy olo-be an-tanàna, dia tsy maintsy mijoro ny toaka gasy, ary ireo mpitondra ireo indrindra no miazakazaka mampividy toaka gasy.
Misy famadihana, famoràna zaza, fanokafana fasana, fandevenana, dia mijoro ny toaka gasy.

Ankavitsiana ireo faritra tsy manana fomba mampiasa toaka gasy, ka nahoana no tsy asiana fenitra ara-pahasalamana momba ny famokarana toaka gasy, nefa ny whisky sy ny toaka sinoa miridana eraky ny tanàna.

Publié dans Editorial