Filtrer les éléments par date : mardi, 05 avril 2022
mardi, 05 avril 2022 09:57
Vato tsy ara-dalana : Vatosoa karazany 47, manodidina ny 55 taonina saron’ny Police des Mines
Vatosoa milanja 55 taonina eo ho eo no saron’ny Polisin’ny Harena an-kibon’ny tany (Police des Mines) teto an-drenivohitra, teny am-pelatanan’ny mpandraharaha vato tsy ara-dalàna.
Tsy tomombana ny antotan-taratasy manaporofo ny maha-ara-dalàna ny fitazonana ireo vato maro be ireo teo an-toerana rehefa nanatanteraka ny fisavana ny tompon'andraikitra avy amin'ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika.
Mahatratra 47 karazana, ary amin’ny endriny samihafa ireo vato tratra, ary eo am-panatanterahana ny tombam-bidin’ireo vato ireo ny tompon'andraikitra manam-pahaizana amin’izany ankehitriny.
Publié dans
Vaovao
mardi, 05 avril 2022 09:55
5 avril : Journée internationale de la conscience
5 avril : Journée internationale de la conscience.
Publié dans
Fil info
mardi, 05 avril 2022 09:54
5 avril : Journée mondiale du travail invisible
5 avril : Journée mondiale du travail invisible.
Publié dans
Fil info