Filtrer les éléments par date : jeudi, 14 avril 2022
jeudi, 14 avril 2022 15:11

No comment

No comment

 

Publié dans Fil info

Tontosa ny alarobia 13 aprily 2022 tolakandro tao amin’ny foibe CNaPS Ampefiloha ny fandraisan’andraikitra amin’ny maha Tale Jeneraly mpisolo toerana an-dRamatoa Tsaboto Joslina eo anivon’ny CNaPS.

Nisy ny fanolorana ny antontan-kevitra mahakasika ny asa miandry ny CNaPS nandritra izany, ary nampiseho fahavononana hanohy ny asa rehetra ny Toniam-pitantanana izay tarihiny.

Nanotrona izany ny Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Ministeran’ny Asam-panjakana sy ny Asa ary ny Lalàna Sosialy, Atoa Razafimanantsoa Jerson, izay nisolotena ny Minisitra, ary natrehan’ny Vaditany Maitre Rakotonombana Bakoly Clara.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Vaovao
jeudi, 14 avril 2022 14:55

No comment

No comment 

(Voir Suite Photo)

Publié dans Fil info

Anisan'ny ady hifanaovana eny amin'ny Tribonaly be indrindra ny ady tany. Raha ny tantara ihany koa no zohiana, dia efa hatramin'ny fahagolan-tany talohan'i Jesoa Kristy no efa niady tany ny olona, hita izany tamin'ireny ady nifanaovan'ny mpanjaka tany aloha be ireny, nitohy taty amin'ny fanjanahan-tany, ary mbola misy ankehitriny.

Eny lasa ady eo amin'ny firenena roa na maromaro mihitsy aza, toy ny Nosy Malagasy iadiana amin'ny Frantsay, ny ady any Ukraine, ny any Israely sy ny Jiosy, sy ireo ady maro maneran-tany.

Manana tany midadasika i Madagasikara 587 041 km², lehibe noho la Frantsa mihitsy. 5% n'izany tany izany ihany no misy fambolena, 15% ihany no misy mponina eo amin'ny 28 000 000 eo.

Izany hoe 587 041 000 000m²/ 28 000 000= 20 965.75m² isan'olona, na 2ha isaky ny Malagasy.

Publié dans Editorial

14 avril : Journées internationales de la Gastronomie.

 

Publié dans Fil info

Maladie infectieuse causée par un parasite présent dans les matières fécales d'insectes de la sous-famille des "triatominae".

La maladie de Chagas se rencontre fréquemment dans les endroits où le triatomine, une punaise, transmet le parasite trypanosoma cruzi, par exemple en Amérique du Sud, en Amérique centrale et au Mexique.

La maladie peut être bénigne, provoquant des gonflements et de la fièvre, ou bien de longue durée. En l'absence de traitement, elle peut entraîner une insuffisance cardiaque congestive.

Le traitement de la maladie de Chagas consiste principalement à prendre des médicaments qui tuent le parasite et à contrôler les symptômes.

(Voir Suite Photo)

Publié dans Fil info