Filtrer les éléments par date : lundi, 07 février 2022

Antotanisa ofisialy mikasika ny fahavoazana vokatry ny rivodoza Batsirai laharana faha 3 navoakan’ny BNGRC omaly alahady 06 febroary 2022 tamin’ny 09 ora alina :

Teo amin’ny lafiny maha-olona :
- Isan’ ireo namoy ny ainy : 10
- Isan’ireo olona nafindra toerana vonjimaika mialohan’ny fahatongavan’ny rivodoza ho fiarovana ny ain' izy ireo : 43 236 olona, na tokantrano miisa 9 434 izay mitsinjara amin’ny toerana fandraisana an-tanana vonjimaika miisa 180.

Publié dans Tselatra