Filtrer les éléments par date : lundi, 28 février 2022

Nanatanteraka fambolen-kazo teny amin’ny Kaominina Bongatara, Antananarivo Atsimondrano, Faritra Analamanga ny Zanak'Ampelezan'ny Faritany Toliara ao amin’ny FIZAFATO ny sabotsy 26 Febroary lasa teo.

Sady anjara biriky amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny azy ireo, no fanatanterahana ihany koa ny Velirano faha-10 ao amin'ny Vinan'ny filoham-pirenena momba ny Fitantanana maharitra sy miaro ireo harena voajanahary.

Isaorana antsika rehetra izay nitoto nahafotsy, nahandro naha masaka, ka naha tontosa iny fambolen-kazo izay nataon'ny FIZAFATO ny sabotsy lasa teo iny, hoy ny filohan'ny FIZAFATO, HENRI Jean Michel, Solombavam-bahoaka voafidy tany Ambovombe, no Kestora voalohany ao amin'ny Antenimieram-pirenena.

Publié dans Politique

28 Février : Journée internationale des maladies rares.

 

Publié dans Fil info

28 Février : Journée mondiale sans Facebook.

 

Publié dans Fil info

Météo : Situation 28 février 2022 à 07h30

(Photo Sat24)

 

Publié dans Fil info