Filtrer les éléments par date : jeudi, 24 février 2022

Tapaka tanteraka ny lalam-pirenena faha-7 noho ny ranobe nateraky ny rotsak'orana vokatry ny rivodoza Emnati.

Ao Manombo Be Kaominina Ilakaka, Faritra Ihorombe, no misy ny fahavoazana.

 

Publié dans Tselatra

Tany amin’ny manodidina ny 137 Km Andrefana somary atsimo andrefan’Androka, Distrika Ampanihy, no nisy ny foiben’i EMNATI. 65 Km/ora ny rivotra entiny, izay arahina tafiotra 90 Km/ora. Mikisaka Miakandrefana somary atsimo andrefana izy ka mahafaka 17 Km/ora.

Foana ny filazana loza voarain’ireto faritra ireto: ATSIMO ATSINANANA, ANOSY, ANDROY, IHOROMBE ary ATSIMO ANDREFANA.

INTY NY FILAZANA FARANY MAHAHASIKA NY RIVODOZA EMNATI RAHA TSY MISY NY FIOVANA GOAVANA.

(Loharano Météo Madagasikara)

 

Publié dans Tselatra

Cyclone EMNATI : Commune rurale Tangainony, District Farafangana, Région Atsimo Atsinanana

(Photos FB 23 février 2022)

 

Publié dans Fil info

Météo : Situation 24 février 2022 à 07h00

(Photo Sat24)

 

Publié dans Fil info