Filtrer les éléments par date : samedi, 19 février 2022

Pilo kely : Vahao ny fitrandrahana volamena sy ny fanondranana ara-dalàna, fa tsy giazanareo irery ao

Lazaina fa miantona avokoa ny fanondranana volamena, nefa ianareo irery no misera, manondrana amin'ny taonina isan-taona ao.

Matoria foana ry Gasy.
Patrick

 

 

Publié dans Pilo kely

Nigadona tao Mananjary ny Airbus A400M an’ny Tafika frantsay manatitra fanampiana ho an’ny traboina noho ny rivodoza Batsirai.

Tonga nanolotra izany tany an-toerana ny ambasadaoro frantsay Christophe Bouchard.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale

Olona niisa 15 no lavon’ny valanaretina Covid-19 tao anatin'ny herinandro teto Madagasikara.

Ny Faritra Analamanga, Vakinankaratra ary Anôsy no telo voalohany mbola ahitana tranga vaovao betsanga indrindra, ka aoka ho mailo mandrakariva.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Mikisaka miakandrefana mihamanatona ny morontsiraka Atsinanan’i Madagasikara ilay rivodoza mahery vaika EMNATI.

Publié dans A la Une
samedi, 19 février 2022 19:35

19 février : Journée mondiale du pangolin

19 février : Journée mondiale du pangolin.

 

Publié dans Fil info

19 février : Journée internationale de la baleine.

 

Publié dans Fil info