Filtrer les éléments par date : mercredi, 16 février 2022

Tonga eto amintsika ny alatsinainy 14 febroary ny iraka avy amin’ny vondrona iraisam-pirenena momba ny fahasalamana, na OMS, hanatanteraka hanao fanaraha-maso sy fandalinana miaraka ireo asa fikarohana sy andrana efa vita momba ny CVO+.

Nandray azy, ary nitondra ny adi-hevitra sy famelabelarana avy hatrany ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr Assoumacou Elia Béatrice, ary nandray anjara tamin'izany ny iraka avy amin'ny OMS CDC/ Afrika sy ireo avy amin'ny Comité Consultatif régional d'experts en Médecine Traditionnelle.

Publié dans Vaovao

Naverimberiko novakiana ilay resaka projet téléphérique.

Voalaza fa 10% n'ny famatsiana ara-bolan'ny tetikasa dia an'ny Fanjakana Malagasy.
Nefa ny Fanjakana Malagasy nitrosa vola 151 000 000 d'euro tany amin'ny Frantsay.

Ka io 151 000 000 d'euro io zany ilay 10%, izany hoe ny coût total du projet mitentina 1 510 000 000 ?

Nefa ny Filoha, nilaza fa tsy mibaby io trosa io ny vahoaka Malagasy, fa ny saran-dalana ihany no amerina ny vola.

Asa mba iza loatra ireo tompon'ny 90% tetikasa, anatontona 1 milliard d'euro amin'ny télépherique 40 000pers/jour eto Antananarivo e?

Lasa saina an.
Patrick

Publié dans Economie