Filtrer les éléments par date : mardi, 04 janvier 2022

Amin'ny tetikasa lehibe tahaka izao dia jerena avokoa ireo tombony ara-tsosialy, toy ny famoronana asa, ny fanalana sy fanamaivanana ny fitohanana, ny fiantraikany ara-toekarena amin'ny faritra anorenana azy, toy ireo asa hafa aterany.

Fa singa iray lehibe anapahana hevitra kosa ny tombony ara-ekonomikan'ilay tetikasa, mba ahavelon-tena sy ahitana tombony, ahafahana manohy ny asa, ahafahana manao ny fikojakojana azy.

Andao ezahina jerena amin'ny fomba tsotsotra ny momba izay.

Ny zavatra fantatra hatreto:

Publié dans Editorial