Filtrer les éléments par date : samedi, 22 janvier 2022

Betsaka ireo ahitana trangan'aretina ankehitriny, na olon-dehibe na zaza, misy ny fifangaroana amin'ny gripa sy aretina hafa, toy ny fiakaran'ny maripana, ny fivalanana.

Efa maro ihany koa ireo tsy manana tranga tsy mahere tsirokanina na tsy mahare fofona, nefa mety ho Covid.

Misy fitaovana kely azo anaovana fitiliana aingana, Test Rapide Antigénique (TRA), tsy marina 100% akory izy, ary tsy mahasolo ny PCR, na ny fakana singa dia jerena amin'ny laboratoire, fa izay ataony hoe positif kosa dia tena positif, tsy ilana PCR akory.

Publié dans Editorial