Filtrer les éléments par date : mardi, 11 janvier 2022
mardi, 11 janvier 2022 09:01

Inona no vitan'ny 60 taona hoe ?

62 taona ny nahazoana fahaleovantena, ny 13 taona tao anatin'izay anjaranao.

2009 - 2022, aza miala andraikitra fa ianao no nanolotra ny minisitry ny volanao ho kandidanao ny taona 2013, ianao no nampifidy an'iny.

Tsara no nataony, dia misy andraikitrao, ratsy ny vitany, dia izay izany ny vitan'ny olona natolotrao. Resaky ny mpiala andraikitra izany hoe, nanolotra ny vatany fa tsy tompon'ny fanahiny, angaha ireo afaka misaraka, raha tsy hoe maty angaha.

3 mandats izany no vitanao, ary mbola hikatsaka 4e mandat, izany hoe 20 taona eo amin'ny fahefana no tadiavinao, ka tsy ny ampahefatry ny Repoblika ve no ataonao, ka anome tsiny ny hafa eto foana.

Publié dans Politique