Olan'ny SECREN : Niakatra eto Antananarivo ny solontenan'ny orinasa
Tonga eto an-drenivohitra ny delegasiona avy any amin'ny orinasa SECREN ahitana ny Tale Jeneraly Ntsay Abel, ireo mpikambana eo anivon'ny Filankevim-pitantanana ary ny solotenan'ny mpiasa miisa 11.
Nisy avy hatrany ny dinik'asa notanterahana tetsy amin'ny Carlton Anosy niarahan'izy ireo tamin'ny ministry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny fanjifana, Edgard Razafindravahy.
Nanotrona azy amin'ny fandrosoana vahaolana ny minisitry ny Jono sy ny Toekarena manga, Mahatanty Paubert.
Misy ny drafitra ao anatin'ny fohy ezaka hamahana maika ny olana misy ankehitriny amin'ny fanefana ny karaman'ny mpiasa.
Tsy maintsy hisy koa anefa ny drafitra maharitra hanavotana ny orinasa.
7 septembre : Journées mondiale du fair-play
7 septembre : Journées mondiale du fair-play.
7 septembre : Journée mondiale de la myopathie de Duchenne.
Maladie héréditaire qui se caractérise par une dégénérescence musculaire progressive, et qui touche généralement les garçons.
De nombreuses personnes souffrant de dystrophie musculaire sont atteintes de la myopathie de Duchenne. Bien que les filles puissent être porteuses de la maladie et légèrement touchées, la maladie touche principalement les garçons.
Les symptômes possibles sont des chutes fréquentes, une difficulté à se lever ou à courir, un dandinement, de gros mollets et des troubles de l'apprentissage.
Il n'existe aucun remède, mais des séances de kinésithérapie et la prise de médicaments tels que des corticostéroïdes peuvent aider à contrôler les symptômes et à améliorer la qualité de vie.