Filtrer les éléments par date : lundi, 20 septembre 2021

Olona miisa 76 no tratry ny tsy fahasalamana ao Imigo Kaominina Besoa, Distrika Ambalavao, vokatry ny fihinanana henan'omby marary.

Omby marary niisa 06 no voalaza fa nohanina tao an-tanàna.

Efa voaray an-tanana ireo olona marary ireo, arahi-maso ny fahasalaman'izy ireo.
Nidina tany an-toerana, omaly alahady 19 septambra ny mpiasan'ny fahasalamana sy ny ao amin'ny sampandraharahan'ny fiompiana ao Ambalavao nanentana ny mponina hitandrina, tsy hihinana biby marary.

Nisy koa fakana singa tamin'ny ambin-kena hanaovana fitiliana.

 

Publié dans Tselatra

20 septembre : Journée internationale du sport universitaire.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2