Filtrer les éléments par date : mercredi, 29 décembre 2021

Nidina tany amin'ny ivotoerana fitaizana zaza tsy ampy taona ny Minisiteran'ny Fitsarana notarihan'i IMBIKI Herilaza, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana.

Niditra ny Fiangonana vaovao notoloran'ireo mpiaramiombon'antoka amin'ny Fiangonana FJKM avy any Korea Atsimo. Ary nanolotra tolotanana toy ny vary 500 kilao, hena 50 kilao, lelavola sy kojakoja maro samihafa ny Fitondrampanjakana.

Nifarana tamin'ny lalao baolina sy fiaraha-misakafo izany. Nanotrona sy nanome voninahitra teny an-toerana moa ny Solombavambahoaka voafidy tao amin'ny Distrika Ambohidratrimo, ny Lehiben'ny Distrika sy ny Ben'ny tanàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Politique