Filtrer les éléments par date : lundi, 08 novembre 2021
lundi, 08 novembre 2021 16:26

RN6 ...

RN6 ...
No comment

 

Publié dans Fil info
lundi, 08 novembre 2021 15:02

Saran-dalana manomboka ny 22 novambra 2021

Saran-dalana manomboka ny 22 novambra 2021 araky ny fanambaràna nataon'ny CTVA taxi-brousse zone nationale.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Ny taona 1964 dia nilain'i fanjakana anamboaran-dalana ny tany "Besirasira Anketraka", eo Anketraka, Distrikan'ny Toliara 1, Faritra Atsimo andrefana, Faritany Toliara, mirefy 2ha mahery eo, ka dia niroso tamin'ny fanonerana ny vidin-tany ny fanjakana.

Voaray ny vola ary dia nivoaka tamin'ny gazetim-panjakana ny 25 janoary 1964 ny fanapahana. Lasa "Route de Fiherenana 6ème partie" ny tany.

Ampahan'ny tany ihany anefa no nanamboaran-dalana ary nomen'ny fanjakana ny Kaominina Toliara ny ambin'ny tany tsy nampiasaina nanaovan-dalana, ka dia nisy fianakaviana 11 hafa nangataka tamin'ny sampandraharanan'ny fananan-tany satria an'ny fanjakana ireo tany tsy nanorenany ireo.

Samy nanorina sy nanajary ny tany ny fianakaviana tsirairay araka ny fanomezan-dalana nataon'ny Kaominina ambonivotry Toliara.

Publié dans Vaovao

Samy mody mitapy daholo na ny ministeran'ny tontolo iainana, na ny ONE misahana ny fampanajana ny tontolo iainana, na ny ministeran'ny asa.

Publié dans A la Une