Filtrer les éléments par date : dimanche, 28 novembre 2021

Ny lalàna mifehy ny tontolo iainana dia mazava, LOI n° 2015-003

portant Charte de l’Environnement Malagasy, ny fotodrafitrasa fampiasam-bola rehetra, na miankina amin'ny fanjakana, na tsy miankina, dia tsy maintsy anaovana fanadiadiana amin'ny mety vokatra aterany amin'ny tontolo iainana.

Fantatra anefa fa ny Stade Barea Mahamasina dia tsy nanaovana fanadiadiana ara-tontolo iainana, izay mitaky ny fandinihana ara-tekinika rehetra ny mety fiovana aterany sy ny mety voka-dratsy ho an'ilay fotodrafitrasa sy ny manodidina azy.

Publié dans Editorial