Filtrer les éléments par date : vendredi, 19 novembre 2021

Feno sivy ireo mpikambana handrafitra ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana na CENI.

Lehilahy avokoa izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Politique

Misy karazany maromaro ny carreau :

- Carreau fatao amin'ny tany, hitsahina
- Carreau fatao amin'ny rindrina
- Carreau fatao amin'ny douche sy WC

Arakaraky ny ilavana azy izany no isafidianana ny carreau ampiasaina.

* Ilay hitsahina izany mila carreau mafy sy tsy mora miala ny lokony, indrindra raha betsaka ny olona anitsaka azy, toy ny centre commercial, birao, lalatsara...Matetika dia atao carreau lehibe izy ireny 40 x 40cm miakatra.

* Ilay apetaka amin'ny rindrina kosa dia somary manify maivamaivana, matetika 20 x 30 eo na kelikely noho izay. Mety misy haingony eny afovoany eny.

* Carreau fatao amin'ny douche sy WC
Mila mazaka rano izany io carreau io satria ho mando lava, ary indrindra tsy malama, fa mampienjera ka mety hitera-doza.

Publié dans Editorial

Nisy nanapaka ny « hauban » na ireo vy « tendeur » mitazona ny « pylône » mijoro mahitsy eny Andriampamaky, araka ny fampahafantarana nataon’ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo, Andry Ramaroson.

Miteraka fihenan’ny tanjaky ny herinaratra avy any Mandraka izany, ary dia hisy delestazy hoy ny minisitra.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 19 novembre 2021 09:55

19 novembre : Journée mondiale des toilettes

19 novembre : Journée mondiale des toilettes.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 19 novembre 2021 09:54

Tsy ankiteniteny

Tsy ankiteniteny.

 

Publié dans Tselatra