Filtrer les éléments par date : mercredi, 17 novembre 2021
mercredi, 17 novembre 2021 20:38

Handray vola ve rehefa mangididy ny tanana ?

Pilo kely : Handray vola ve rehefa mangididy ny tanana ?

Ohatran'ny efa ela be no nangididy ilay tanana, kay nisy fanday nandady, ny taty ampaosy indray no nivoaka nividianana pommade.

Bonne nuit aby o.
Patrick

Publié dans Pilo kely

- Croissance économique en 2021 : +3.5% (Prévision +4.3% LFR 2021)

- Croissance économique en 2022 : +5.4%
- PIB : 9.2% (+1.8% par rapport à 2021) avec 16.6% du PIB investissements privés
- Taux d'inflation : 6.4% (contre 7% en 2021)
- Hausse des recettes fiscales pour atteindre 12,1% du
PIB en 2022 (contre 10,8% en 2021) grace à la digitalisation .
- Masse salariale 3 266.7 milliards ar ( Hausse de + 325.1 milliards ar par rapport 2021 +11.1%, et 46.4% des recettes fiscales nette)
- Payement Dette extérieure : 828 milliards ar dont 588,0 milliards d’Ariary en principal, et 240,0 milliards d’Ariary en intérêts.
- Payement Dette intérieure 310.4 milliards d’Ariary
- Prêt partenaires financiers étrangers : 2 498,0 milliards d’Ariary en 2022, dont l'aide budgétaire de la Banque Mondiale est estimée à 150,0 milliards d’Ariary.
- Facilité Elargie de Crédit (FEC) de la FMI : 48,8 millions de DTS
- Transfert Subvention Jirama incluant payement consommations ministères : 380 milliards ar (même montant 2021)

Publié dans Economie

Na ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona HJRA, na ny Hopitaly CHU Joseph Raseta Befelatanana dia mbola tsy nisy nahazo ny famatsiam-bola na subvention avy amin'ny fanjakana ity taona ity, nefa dia efa ho tapitra ity ny taona 2021.

Publié dans A la Une

Niaiky ilay tovolahy avy ao Antsirabe Sambava fa tena nisandoka ho zandary tokoa tany anaty tambanjotra facebook, ary mbola nahatratrarana fanamiana miaraka amin'ny grady, izay nolazainy fa novidiny tany anaty Friperie Antananarivo, fa somary namboarina ho nanana endrika toy izao ilay fanamiana.

Natolotra ny Fitsarana Ambaratonga voalohany tao Antalaha androany ilay Zandary sandoka, ary tanana am-ponja vonjimaika.

Mbola manainga ny fiaraha-miasa amin'ny rehetra ny avy amin ny Zandarimaria raha misy tranga tahaka izao, fa ny fidirana ho zandary dia amin'ny alalan'ny fifaninana ihany hoy ny Lieutenant Colonel TIANA Andriambololona, Commandant Groupement SAVA, raha nitafa tamin'ny mpanao gazety androany maraina tao amin'ny birao fiasany izy.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Manohy ny fidinana ifotony ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana IMBIKI Herilaza, ary namarana izany teto Fenoarivo Atsinanana.

Fametrahana tamin'ny fomba manetriketrika ny Filohan'ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany, fihaonana tamin'ireo tompon'andraikitra rehetra amin'ny Faritra, toy ireo Governora sy ny Préfets amin'ny Faritra Agnalanjirofo sy Atsinanana, ny Ben'ny Tanàna, ireo Lehiben'ny sampam-pajakana samihafa...ary nitsidika ny fonjabe manarapenitra izay eo andalam-panamboarana.

Nisaotra manokana an'Andriamatoa Sekreteram-panjakana miahy ny Zandarimaria nanome Voninahitra ny lanonana moa teto ny Minisitry ny Fitsarana IMBIKI Herilaza.

(Jereo Sary tohiny)

Publié dans Politique

Mahoraka amin’ny tambazotran-tserasera Meta (Facebook) hatry ny omaly fa hotantanan’ny vondron’orinasa tsy miankina AXIAN mandritra ny 30 taona ny valanjavaboary na Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza.

Hatreto tsy misy vaovao ofisialy mikasika io famindram-pitantanana io sy ny nahatongavana amin’izany ; na ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa, izay iankinan’io PBZT Tsimbazaza io aza mangina.

Toera-manantantara ny PBZT Tsimbazaza, na talohan’ny namoronan’ny Frantsay azy tany amin’ny taona 1925 tany ho any, ka hatramin’izao, izay toeram-pitsangatsanganana no ahalalan’ny maro azy.

Mifamatotra amin’ny tantaran’ny Mpanjaka tao Anatirova ny toerana ao, raha tsy hitanisa afa-tsy ny fisian’ireo dobo sy ny nihavian’ny anaran-toerana ho Tsimbazaza aza.

Sady toeram-pikarohana ny PBZT Tsimbazaza no mozea ihany koa. Misy mozea mirakitra ireo sisam-javamananaina nisy sy hita eto Madagasiara, ary koa misy Mozean’ny tantara sy kolontsaina malagasy ihany koa.

Publié dans Editorial

Hisokatra amin'ny fomba ôfisialy anio Alarobia 17 novambra 2021, amin'ny 4 ora hariva ny taom-piotazana sy fanondranana lodsia ho an’ny Faritra Atsinanana.

Mampidi-bola sy mamelona olona sy fianakaviana maro ny lalam-pihariana lodsia ary fanohitra lehibe ho an'ny toekarem-paritra sy ny firenena, hoy ny Governora RAFIDISON Richard Théodore, ka mila ampiana.

(Jereo sary Tohiny)

Publié dans Economie

17 novembre : Journée Mondiale de la Prématurité.

 

Publié dans Fil info