Filtrer les éléments par date : dimanche, 31 octobre 2021
dimanche, 31 octobre 2021 17:50
CENI : Voatendry ny 7 amin'ireo mpikambana 9
Voatendry ny mpikambana vaovao miisa 7 handrafitra ny vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana na CENI.
Misy ny didim-panjakana laharana faha 2021-1200 manendry azy 7, izay lehilahy avokoa.
Publié dans
Politique