Filtrer les éléments par date : mardi, 23 juin 2020

Hazavàna an-dalam-be Cobras miisa 1500 no aparitaka ka hisitraka izany avokoa ireo renivohitry ny Faritra 22, Distrika miisa 13 amin’ny ilany Atsinanana manomboka any Mananara Avaratra, Antalaha, mandalo Sainte-Marie ka hatrany Mananjary ary Distrika 8 hafa.

Tanjon’ny JIRAMA ny hanazavàna ny tanàna, indrindra amin’izao Asaramanitry hankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny Fahaleovantena izao, ary indrindra hiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana.

 

Publié dans Vaovao

23 juin: Journée mondiale pour la fonction publique.

 

Publié dans Fil info

Maro ireo fitarainana mahakasika ny fiarovana ireo mpiasan'ny fahasalamana, na eto Antananarivo na any amin'ny faritra maro.

Misy hopitaly, izay tsy natokana andray mararin'ny Covid-19, nefa noho ny aretina hafa misy amin'ieo marary dia tsy maintsy tsaboina any ireo marary ireo.

Nefa ireny hopitaly na toeram-pitsaboana ireny dia tsy manana fitaovana fiarovana ireo mpiasan'ny fahasalamana, na ireo dokotera, na ireo mpianatra ho mpitsabo, na ireo paramed.

Re zao fa mety hisy ny fitokonana ataon'ireo mpianatra mpitsabo ireo.

 

Publié dans Tselatra

Notokanana androany maraina tetsy Androhibe-Antananarivo ny LA2M (Laboratoire d'Analyse Médicale de Madagascar) miaraka amin’ny fampitaovana ao anatiny. Nitarika ny lanonana teny an-toerana ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, notronin’ny solontenan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana eto Madagasikara sy ny masoivohon’i Korea Atsimo.

Hanampy amin’ny fitiliana tsimok’aretina Covid-19 ity laboratoara ity, ankoatra ireo efa misy. Mahavita fitiliana manodidina ny 700 isan'andro ity LA2M Androhibe ity.

Fotodrafitrasa efa vita tamin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina ny taona 2018 izy ity, no nasiam-panatsarana sy fampitaovana.

 

Publié dans Sociale

Fitoriana telo sosona no voapetraka teny anivon'ny Filankevim-panjakana androany, ary fikambanana sy vondron'olona maromaro no nanao izany, mitaky ny hanafoanana ny fanomezan-dalana « permis de construire » ny fanorenena ny « Kianja Masoandro » na « Colisée », mitaky hanafoanana ny didim-panjakana nananganana ny komity siantifika CNOR avy eo CNP, ary ny hanafoanana ny fanendrena ireo mpikambana ao aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Art et Culture

Le Président de la République, en présence des membres du gouvernement, s’est entretenu avec les opérateurs et entrepreneurs du Bâtiment et des Travaux Publics ce 22 juin 2020 au Palais d’État Iavoloha. La relance économique après la crise du Covid-19 était au centre des discussions. Une occasion pour le Chef de l'État de révéler l'intégralité du Plan Marshall engendrant la mise en œuvre de plusieurs projets d’infrastructures dans tout Madagascar.

D’emblée, le Président Andry Rajoelina a réitéré l’importance de l’industrialisation de Madagascar à travers la promotion du "Vita Malagasy" et la valorisation des entrepreneurs et des entreprises Malagasy. L'État sera à vos côtés pour vous accompagner pour le succès de votre entreprise, a-t-il soutenu.

Publié dans Economie
mardi, 23 juin 2020 11:02

23 juin: Journée mondiale des veuves

23 juin: Journée mondiale des veuves.

 

Publié dans Fil info
mardi, 23 juin 2020 10:52

23 juin: Journée olympique mondiale

23 juin: Journée olympique mondiale.

 

Publié dans Fil info

Nodimandry omaly ny Senatera Razafindratovo Ravololonirina Émilie. Voafidy tao amin’ny Faritany Antsiranana, avy amin’ny antoko Leader Fanilo izy. Iray amin’ireo vehivavy senatera miisa 12 tao amin’ny Antenimierandoholona.

Publié dans A la Une
Page 2 sur 2