Filtrer les éléments par date : vendredi, 19 juin 2020

Nirodana tampoka ilay tranobe amoron-dalana nisy ny tranombarotra Z&Z Center teo aloha eo Tsaralalana Antananarivo. Andalam-pandrodanana io trano io, ka ny ampahany amin’ireo rihana sy rindrina tsy mbola voarava no nirodana tampoka ny faran’ny tolakandro teo.

Tsy nisy ny naratra na fahasimban-javatra tamin’ny fotoana nianjerany.

 

Publié dans Tselatra

Voatana am-ponja ao Ambalatavoahangy Toamasina nanomboka ny fiandohan’ny tolakandron’ity zoma 19 jona 2020 ity i Mahery Lanto Manandafy ; zanaka lahin’ilay mpanao politika goavana sady filohan’antoko Manandafy Rakotonirina.

Publié dans A la Une

Nindaosin’ny fahafatesana tetsy amin’ny Hopitaly Manarapenitra Andohatapenaka androany i Pr Rakotozafy Georges. Omaly izy no niditra tao, hotsaboina rehefa naneho fahasarotana teo amin’ny fisefoana dia izao tsy tana izao ny ainy.

Mpampianatra, mpitsabo sady mpandidy ikoizana momba ny taolana sy vanintaolana i Pr Rakotozafy Georges. Anisany toerana niasany naharitra tao amin’ny HJRA Ampefiloha, ary efa niandraikitra servisy momba ny fandidiana zaza tao izy. Filohan’ny Société Malagasy de Chirurgie i Pr Rakotozafy Georges fahavelony.

 

Publié dans Tselatra

Inona no antsoina hoe Panneau solaire

Ny masoandro dia manome hazavana sy hafanana, ka izay angovo azo avy amin'ny hazavana na hafanana izay no angonina amin'ny alalan'ny Panneau solaire mba ho azo ampiasaina.

Mizara roa izany ny angovo azo, énergie thermique, na hafanana, ary ny énergie électrique na herinaratra.

- Ny angovo hafanana dia azo ampiasaina hamanàna rano, izay hitatsika ireny Panneau misy tube fitaratra miloko mainty ireny, ary misy réservoire ametrahany ny rano mafana azo.

- Ny faharoa izay resahantsika misimisy eto, dia ny Panneau misy capteurs solaires, izay maka ny hazavan'ny masoandro, rayonnement solaire, ka avadika herinaratra. Tsy ilay hafanana izany no ilaina eto fa ilay hazavana, ny hafanana aza mety animba na ampihena ny fahefan'ilay Panneau, na ny rendement, satria hisy amandoana na entona hanamaloka na animba mihitsy ilay capteur.

Publié dans Editorial

100 tonnes de matériels derniers cris ont été acheminés spécialement par avion-cargo afin d’équiper la nouvelle usine pharmaceutique « Pharmalagasy » afin de produire localement et à grande échelle les médicaments dont les Malagasy auront besoin, notamment dans la lutte contre la pandémie du Covid-19. Ce 18 juin 2020, le Président Andry Rajoelina a réceptionné officiellement ces équipements à l’aéroport de la BANI Ivato.

Le CVO+ sera l’un des premiers médicaments qui sera élaboré dans l’usine « Pharmalagasy ». Il s’agira d’un médicament, sous forme de gélule, à base de la plante artémesia dont les vertus curatives et préventives contre le coronavirus ont déjà porté leurs fruits grâce au remède traditionnel amélioré Tambavy CVO. L’élaboration de la formule du CVO+ est issue des travaux de recherches des scientifiques malagasy qui ont travaillé étroitement avec des scientifiques étrangers.

Publié dans Sociale

19 juin: Journée internationale pour l'élimination de la violence sexuelle en temps de conflit.

 

Publié dans Fil info

Groupe de maladies provoquant la déformation ou la dégradation des globules rouges.

Dans le cas de la drépanocytose, un groupe de maladies héréditaires, les globules rouges sont déformés et ressemblent à des faucilles. Les globules rouges meurent précocement, ce qui entraîne un manque de globules rouges sains (anémie à cellules falciformes), et peuvent bloquer la circulation sanguine, provoquant des douleurs (crise drépanocytaire).

Les symptômes de la drépanocytose sont des infections, des douleurs et de la fatigue.

Les traitements incluent des médicaments, des transfusions sanguines et, dans de rares cas, une greffe de moelle osseuse.

 

Publié dans Fil info

Tsy hihemotra amin'ny fitakiany hamerenana ary hametrahana ny Mpitandrina Rafanomezantsoa Pascal, ireo mpino marobe etsy amin'ny FJKM Merimanjaka Fiderana. Nanaraka ny fitsipika sy foto-dalàna rahateo ny nitandremany tao, nialoha ny tokony handraisan-tanana azy.

Na ny Synodam-paritany Antananarivo Atsimo, izay fototr'izao olana izao aza, hita fa efa mihalangalana ankehitriny, rehefa tsy nahomby ny fikasany hametraka ny Mpitandrina Rakotoarison Zouzou tao.

Nitandrina teny amin'ny FJKM Anjomakely ity farany, ary mbola eny no mipetraka, hatramin'izao. Tsapany ny tsy fankasitrahan'ny eny Merimanjaka azy, ka aleony mitazona ny trano eny Anjomakely. Fantatra ihany koa, fa tsy nihaodihaody ary tsy sahy mankeny amin'ny FJKM Merimanjaka Fiderana intsony izy ; ny biraon'ny Synodam-paritany Atsimo rahateo efa mihalangalana.

Publié dans Art et Culture

Teo ampahatongavana nitsena ireo fitaovana, anamboarana ozinina fanaovana fanafody, milanja 100tonnes avy any Allemagne sy Chine ny Filoha ny 18 jona 2020 no nanambara fa:

Publié dans A la Une
Page 2 sur 2