Filtrer les éléments par date : dimanche, 20 octobre 2019

Nitohy ny sabotsy 19 oktobra 2019 ny hetsi-panoherana nataon’ny tantsaha avy amin’ny Kaominina efatra voakasiky ny tetikasa Tanà-Masoandro, dia Ambohitrimanjaka, Ankadimanga, Fiombonana ary Ambohidrapeto. Nitanjozotra nanaraka fefiloha izy ireo, niray feo izy ireo, samy nilanja sorabaventy manohitra ny fanotofana ny tanimbary hanatanterahana ny tetikasa Tana Masoandro.

Publié dans A la Une

Mitohy manaraka fitsaboana ilay Zandary naratra mafy tamin’ny lohany nandritra ny fifandonana tamin’ny mponina manohitra ny hanotofana ny tanimbariny hanatanterahana ny tetikasa Tanà-Masoandro, teny Ambohitrimanjaka ny harivan’ny alakamisy 17 oktobra 2019.

Araka ny loharanom-baovao dia homena « prime de bravoure » ary hakarina ho « Gendarme de 2è classe » ny gradiny.

 

Publié dans Tselatra

Ho tanterahina ny 06 ka hatramin’ny 09 novambra 2019, eny amin’ny CCI Ivato ny andiany voalohany amin’ny varotra sy fampiratiana biôlôjika, na “Salon Biolojika” karakarain’ny SYMABIO (Syndicat Malgache de l’Agriculture Biologique) miaraka amin’ny Ministeran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono.

Manodidina ny 150 eo ireo mpandray anjara amin’ity hetsika ity, ahitana ireo mpisehatra biôlôjika.

 

Publié dans Economie
dimanche, 20 octobre 2019 09:56

Bac Mahajanga

38,58% ny taham-pahafahana bakalôrea.

 

Publié dans Tselatra

20 octobre: Journée Internationale des Cuisiniers.

 

Publié dans Fil info

20 octobre: Journée mondiale de la statistique.

 

Publié dans Fil info

20 octobre: Journée mondiale de la statistique.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2