An-tenda ny aina

  • jeudi, 16 février 2023 08:30
  • Super User

Fahadisoana stratejika ny manova governemanta amin'izao, tokony tsetsenana fotsiny ny banga.

Tsy misy miracle azo atao intsony amin'izao 7 volana alohan'ny ametrahan'i Filoham-pirenena fialana, raha hilatsaka ho fidiana indray izy, ny vola rahateo tsy misy, inona no ataon'ny minisitra vaovao eo, na ny teo aloha, efa niasa nilamina 4 taona, aza kofona.

Ny hany atao izao dia efa io ataony io, mitety faritra mizarazara ny kely an-tanana. Mbola ahomby ve izay stratejia mizara izay, eto atsika mahita azy.

Fooooouuu a.

Tsara andro e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.